Teny iditra mifampiteraka (teraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra mifampiankina ary mifampiteraka ny rafitra mambomba sy ny rafitra hita ao amin' ny asa soratra [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampiteraka, mifampiterak', mifampitera-
Ny lasa : nifampiteraka, nifampiterak', nifampitera-
Ny hoavy : hifampiteraka, hifampiterak', hifampitera-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20