Teny iditra mifampitorotoro (torotoro (toro))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Miresaka no teny ilazana izany ankapobeny, ary dia ao koa ny anarana hafa : mitafa, mitafasiry, midinika, mitapatapak' ahitra, mifampitorotoro ravina. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampitorotoro, mifampitorotoron', mifampitorotoron-, mifampitorotorom-
Ny lasa : nifampitorotoro, nifampitorotoron', nifampitorotoron-, nifampitorotorom-
Ny hoavy : hifampitorotoro, hifampitorotoron', hifampitorotoron-, hifampitorotorom-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20