Teny iditra mifampiziva
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Izany no nahatonga azy ho tsara fihavanana tamin' ny Betsileo sy mifampiziva taminy, izany hoe manana firaisam-po sy fifampitokisana tena mafy ka aseho amin' ny sangy mahery toa manafintohina ifanaovana. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampiziva, mifampizivan', mifampizivan-, mifampizivam-
Ny lasa : nifampiziva, nifampizivan', nifampizivan-, nifampizivam-
Ny hoavy : hifampiziva, hifampizivan', hifampizivan-, hifampizivam-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20