Teny iditra mifanahaka (hahaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]
Ohatra   ary tsy mifanahaka amin' ny vato rehetra io noho izy mariky ny sam-pona nitranga fotsiny. [Ndemahasoa: Antakay, takila 173]
Ny bikany  
mifanahaka
mifanahak'
mifanaha-
nifanahaka
nifanahak'
nifanaha-
hifanahaka
hifanahak'
hifanaha-

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/18