Teny iditra mifanaiky (aiky)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady
¶ Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy
¶ Enti-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiangonana ianareo [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mifanaiky
nifanaiky
hifanaiky
mifaneke
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14