Teny iditra mifanaizana (aizana)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the condition of the two youngest children in a family. [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/01