Teny iditra mifanamby (tamby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miloka, mifametra-teny fa izay resy an-doka dia manome vola an' ilay mandresy: Nifanamby efajato ariary izy roa lahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To lay wagers, to bet. See loka [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanamby
Ny lasa : nifanamby
Ny hoavy : hifanamby
Filaza mandidy : mifanambaza

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20