Teny iditra mifanandro (anandro)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin' ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to take in turn, to be reciprocal, to alternate. [Richardson 1885]
Ny bikany  
mifanandro
nifanandro
hifanandro
mifanandroa

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/01