Teny iditra mifanantitra (antitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Samy ho tratran' ny fahanterana avy: Mifanantera amin' ny vady aman-janaka, tompoko [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to grow old together; to live as long as one another; to live to be old together. [Richardson 1885]
Ohatra   Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany... [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 65]
Ny bikany  
mifanantitra
nifanantitra
hifanantitra
mifanantera

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/01