Teny iditra mifanaraka (araka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny ak [...]
¶ Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rab [...]
¶ Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to agree [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être d'accord, s'entendre [Hallanger 1974]
Ohatra   Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 13]
Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony. [Andraina: Mitaraina, takila 162]
Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana: [Callet: Tantara, takila 28]
Ny bikany  
mifanaraka
nifanaraka
hifanaraka
mifanaraha
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/01