Teny iditra mifanaritaka (saritaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifandrirodrirotra, mifanintontsintona
¶ Mifangaroharo be ihany ka ny sasany mankatsy, ny sasany mankarý [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy tu run away in directions; to move around in many directions as crowd; to be disorder [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay s'entrecroiser comme une foule; s'entremêler: être enchevêtrés [Hallanger 1974]
Voambolana 
Haiendriteny 
mifanaritaka
nifanaritaka
hifanaritaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31