Teny iditra | mifanary (ary) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | S'abandonner réciproquement, ne pas s’assister mutuellement [1.3] | ||||||
Ohatra | Dinam-pokonolona malagasy sady didim-pihavanana naraikitry ny Ombalahibemaso ho lalàm-panjakana mihitsy ny «tsy mifanary an-kasoavana sy an-karatsiana », nefa ny fiaraha-miory no zokin'adidy masina indrindra.
[2.298] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mifanary io | ||||||
Fivaditsoratra | fimirana, mafira ñy, mañafiry, mifanary, mifanira, mifarina, mifiraña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |