Teny iditra mifandafatra (lafatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miady, mifanao andaniny sy ankilany: Nifandafatra tao an-tokotany tao izy roa tonta [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifandafatra
nifandafatra
hifandafatra
mifandafara

2010/05/14