Teny iditra mifandaka (daka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifamely daka: Nifandaka Ibalita sy Isambilo
¶ Mifanohitra ohatra ny atsimo sy avaratra, mifanipaka: Mifandaka be ihany izany hevitrareo izany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifandaka
nifandaka
hifandaka
mifanda
Teny nalaina 

Teny iditra mifandakà (daka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifandaka [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/22