Teny iditra mifandingana (dingana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mifandingana
mifandingan-
mifandingam-
mifandinga-
nifandingana
nifandingan-
nifandingam-
nifandinga-
hifandingana
hifandingan-
hifandingam-
hifandinga-
Ohatra k'angoa tsy mahay mifanaraka ary tsy mahay mipetraka, k'andeha longa mifandingana. [Callet: Tantara, takila 989]

2014/07/20