Teny iditra mifandinika (dinika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miara-mamotopototra ny amin' ny antonanton-draharaha iray: Nifandinika momba ny fanambadian' ny ankizy izahay roa tonta [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifandinika
Ny lasa : nifandinika
Ny hoavy : hifandinika
Filaza mandidy : mifandiniha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31