Teny iditra mifandiso (diso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy mifanena, tsy mifanaraka: Nifandiso izahay sy Rakoto. / Nifandiso ny bokotrao fa amboary [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifandiso
Ny lasa : nifandiso
Ny hoavy : hifandiso
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20