Teny iditra mifanditra (ditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miady vava, mifamaly, mifanjihitra: Mifanditra lalandava izy roa lahy ireo [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to contend, to contest, to quarrel, to dispute [Richardson 1885]
 to quarrel, to dispute [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay se quereller, se disputer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifanditra
nifanditra
hifanditra
mifandira

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31