Teny iditra mifandraidraika (raidraika (raika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraidraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To lean toward each other; to resemble each other [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avoir une certaine ressemblance. [1.8]
Ohatra 
1Nanan-janaka lahy tokana Ramiakatrarivo ka nomeny anarana mifandraidraika amin' ny azy, ary nataony hoe Ratovonarivo. [2.587]
2ny tantaran' Indesoko, zanak' Itrimobe, izay mifandraidraika amin' ny an' i Samsona sy Delila voalaza ao amin' ny Mpitsara, toko faha; [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifandraidraika
Ny lasa : nifandraidraika
Ny hoavy : hifandraidraika
Tovy hevitra mifandraika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08