Teny iditra mifandringana (ringana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay S'entre-détruire [1.4]
Ohatra Fa raha mifandramatra sy mifampihinana ianareo, tandremo fandrao mifandringana. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifandringana, mifandringan-, mifandringam-, mifandringa-
Ny lasa : nifandringana, nifandringan-, nifandringam-, nifandringa-
Ny hoavy : hifandringana, hifandringan-, hifandringam-, hifandringa-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31