Teny iditra mifandrotra (handrotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifatotra singory: Mora vahana io fa mifandrotra fotsiny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifandrotra
nifandrotra
hifandrotra

2013/04/19