Teny iditra mifanenjika (enjika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1dia ny onja madinika no voalaza ho misangy amin'izato izy toa mifanositosika na mifampipaika na mifanenjika. [2.314]
2Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanenjika
Ny lasa : mifanenjika
Ny hoavy : hifanenjika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20