Teny iditra mifanerasera (serasera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifampihaona matetika, mifampikasokasoka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifanerasera
nifanerasera
hifanerasera
mifanerase
Ohatra - Tsy mba tiako, hoy aho nampitahotra azy, ny mifanerasera amin' ny toerana nisehoan-java-mafy sy lehibe toy ireny. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Teny iditra mifaneraserà (serasera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanerasera [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/22