Teny iditra mifanesy (sesy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mifanarakaraka, mifandimby, mitohitohy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Successif, de suite [1.13]
Ohatra Mifanao herinandro mifanesy ny Fifamangiana isaky ny tonga ny "Telo Telo" , izany hoe: 3, dia 6, dia 9 ary. [2.245]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20