Teny iditra mifanety (ety)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tery dia tery noho ny habetsahan' ny olona mitangorona; mifanizina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifanety
nifanety
hifanety
mifanete

2010/05/14