Teny iditra mifanga (fanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to make a good choice, used of a place of habitation; an expression meaning to give attention to. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifanga
nifanga
hifanga
Ohatra Ny hoe mifanga, dia manao izay tsy hahakely hajany ny fototra nihaviana: tsy misy hafa ny ataon' ny antsointsika ankehitriny hoe Ambasadaorom-Pirenena irony. [Ndemahasoa: Antakay, takila 30]

Teny iditra mifanga (fanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to play the game called katra [Richardson 1885]
Famaritana frantsay jouer au katra [Boiteau 1997]
Voambolana 
Endriteny 
mifanga
nifanga
hifanga
mifan

Teny iditra mifan (fanga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanga [fitanisana]

2019/08/17