Teny iditra mifanila (ila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifanakaiky: Mifanila amin' ny tranonay ny tranon-dRakoto [Rajemisa 1985]
 mifariolotra [SLP 1986]
Famaritana anglisy to divide anything with one another ; to adjoin, to be contiguous, as two plots of rice-ground. [Richardson 1885]
 to be side by side [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être côte à côte; être voisin [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay voisin; contigu [SLP 1986]
Endriteny 
mifanila
nifanila
hifanila

2012/08/01