Teny iditra mifaninana (inana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel. [Richardson 1885]
 to engage in a contest; to be rivals [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rivaliser, se faire la concurrence, concourir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifaninana
nifaninana
hifaninana
mifaninàna
Ohatra Mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 7]

Teny iditra mifaninàna (faninana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifaninana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/20