Teny iditra mifanindran-dalana (indra, lalana)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana, tafaraka an-dalana ka ny iray an-daniny ny iray an-kilany: Nifanindran-dalana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [1.1]
Tovy hevitra mifanindrana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31