Teny iditra mifanisa (isa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitovy isa, mifaninana amin' ny isa: Sahy mifanisa aminareo izahay
¶ Mitovy isa: Mila hifanisa amin' ny olona ny fiarakodia ao an-drenivohitra ao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay se compter les uns les autres, être en égal nombre, en égale quantité. Mifanisa ny vilia sy ny olona: il y a autant d'assiettes que de personnes. [Abinal 1888]
Endriteny 
mifanisa
nifanisa
hifanisa
mifanisà

Teny iditra mifanisà (isa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanisa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/20