Teny iditra mifanitsy (hitsy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto
¶ Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana
¶ Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   aligné [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
mifanitsy
nifanitsy
hifanitsy
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/01