Teny iditra mifanjana (fanjana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy
¶ Tsy mety manao raha tsy kely noho ny an' ny hafa ny anjaran' ny tena [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to urge one another to do a thing, to put off from one to another, to impose on others what each one shuns for himself. [Richardson 1885]
 to dispute about who is to do what [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay se renvoyer le travail, la responsabilité [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifanjana
nifanjana
hifanjana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31