Teny iditra mifanjevo (zevo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifangaro, mifampidipiditra sy misaritadritaka ka tsy hita intsony ny ahy sy azy: Nifanjevony entana eran' ny trano
¶ Mifanao tombo-tanana: Nifanjevo ny tafika roa tonta [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be entangled; to be in confusion [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny malagasy mélanger [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay être pêle-mêle, être mêlés les uns aux autres [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mifanjevo
nifanjevo
hifanjevo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31