Teny iditra mifanjihitra (fanjihitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifamaly mafy; mifanditra, miady vava, manao ady antsanga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to dispute with one another. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay se disputer, se chamailler [Abinal 1888]
Endriteny 
mifanjihitra
nifanjihitra
hifanjihitra
mifanjihira

2012/08/01