Teny iditra mifanjohy (zohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifanarakaraka mifanao aloha sy aoriana; miaraka lava eny: Nifanjohy ela teny izy roa talohan' ny hivadiany
Mifanenjika: Nifanjohy ny polisy sy ilay mpangalatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanjohy
Ny lasa : nifanjohy
Ny hoavy : hifanjohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20