Teny iditra mifankahita (hita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifankahita
nifankahita
hifankahita
mifankahità
Ohatra 
1Saingy tsaratsara kokoa ho anay ny tsy mifankahita. [Andriamalala: Taolambalo, takila 42]
2Ny mason' eritreritr' izy rehetra mbola mifankahita ihany! [Rajaonarivelo: Bina, takila 74]
3Isaky ny roa volana vao mifankahita raha haingana indrindra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 180]

Teny iditra mifankahi (hita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifankahita [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2018/10/27