Teny iditra mifankatia (tia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava ihany raha mbola velona aina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay s' entr' aimer [Malzac: Grammaire]
Endriteny 
mifankatia
nifankatia
hifankatia
mifankatiava
Ohatra 
1Fo mifankatia no miara-mifanindran-dàlana. [Rajaonarivelo: Bina, takila 117]
2Nasehony ny tsy fitovian-drazana, nefa mampaninona moa izany amin' ny fo hampia-mifankatia? [Rajaonarivelo: Bina, takila 76]
Teny nalaina 

2015/03/07