Teny iditra mifanohana (tohana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: mifambomba ~ miray hina [Rajemisa 1985]
Ohatra fa mifanohana ny manana sy ny tsy manana, ny tsy manana mividy aminy manana, ny manana mivarotra aminy tsy manana [Callet: Tantara]

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/06