Teny iditra mifanolo-body rindrina
Singan-teny mifanolotra ; vody ; rindrina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza trano roa mifanakaiky na mifampikasika mihitsy aza ny rindrina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04