Teny iditra mifanome (ome)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Ka isika, tsy mifanome henatra [2.245]
2Ary nifanome toky Tsiafahy sy Andrianampoinimerina [2.508]
3Samy marary moa ka tsy afaka hangataka sy hifanome alalana handeha mialohan' ny hafa [2.470]
4Aoka isika lehilahy kristianina hiara-kijoro sy hiara-kifanome tanana amin'ny fampandrosoana [4.43]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanome, mifanomen', mifanomen-, mifanomem-
Ny lasa : nifanome, nifanomen', nifanomen-, nifanomem-
Ny hoavy : hifanome, hifanomen', hifanomen-, hifanomem-
Ny hoavy tovonana : -kifanome, -kifanomen', -kifanomen-, -kifanomem-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21