Teny iditra mifanondana (ondana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Nifampiankina izy roa, ny sorok' i Soa nitehina tamin' i Zaka ary ny loha nifanatona toa hifanondana. [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanondana
Ny lasa : nifanondana
Ny hoavy : hifanondana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20