Teny iditra mifanosona (sosona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao
Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanosona
Ny lasa : nifanosona
Ny hoavy : hifanosona
Filaza mandidy : mifanona

Teny iditra mifanosòna (sosona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanosona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20