Teny iditra mifantina (fantina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena
¶ Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to select, to choose, to pick out, to cull. [Richardson 1885]
 to pick out, to select [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sélectionner, trier, choisir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifantina
nifantina
hifantina
mifantena
Ohatra Satria noheverina ho fanompoana moa izany, nilaza ireo nanome fa ampy azy ny fisahiranana nifantina na nanomana ireo vokatra haseho. [Andraina: Mitaraina, takila 24]
Teny nalaina 

2012/08/01