Teny iditra mifantoka (fantoka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mifantsika, miraikitra ela tsy miala amy...: Nifantoka teny amiko ny mason' ny mpijery [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   To be fixed with nails. [Richardson 1885]
   to be nailed fast; to be situated [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être cloué sur place; être attaché à une idée [Hallanger 1974]
Ohatra   Nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 72]
Ny bikany  
mifantoka
nifantoka
hifantoka
mifantoha

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/01