Teny iditra mifantsika (fantsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miraikitra amin' ny fantsika: Tsy mifantsika tsara ity sary ity izany
¶ Milozoka, miraikitra: Mifantsika amin' ny fianarana marina ity zaza ity ka tsy mahagaga raha mahomby
Mitovy hevitra: mifositra ~ mifototra ~ mimaso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy To be nailed, nailed. [Richardson 1885]
 to be fastened with nails [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être cloué [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifantsika
nifantsika
hifantsika
mifantsiha
Ohatra Nanomboka teo, dia nifantsika tao an-tsaiko ny hiasa an-tsambo mba ho tonga any Andafy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 32]

Teny iditra mifantsika (fantsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to bend down so as to have the back hollow, to be hollow about the back. It is used of persons, oxen, or bent poles for carrying, or the covers of books curled up. Mihantsika and mitofantsika also used. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifantsika
nifantsika
hifantsika
mifantsiha

2012/08/01