Teny iditra mifantsitsitra (fantsitsitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miporitika mitoraka mahitsy
Mitovy hevitra: mitangirika ~ mitifika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy To gush out, as water from a syringe. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay jaillir [Abinal 1888]
Endriteny 
mifantsitsitra
nifantsitsitra
hifantsitsitra

2012/08/01