Teny iditra mifantsona (fantsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy fandre afa-tsy amin' ilay fombam-piteny hoe: "indray mifantsona": indray mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To milk from the udder into the mouth. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifantsona
Ny lasa : nifantsona
Ny hoavy : hifantsona
Filaza mandidy : mifantsòna
Kamban-teny 

Teny iditra mifantsòna (fantsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifantsona [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04