Teny iditra mifaoka (faoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manadio
¶ Manesotra amin-kery sy haingana: Hitako nifaoka ny voronkely teo ny papango
¶ Mamely amin' ny tandroka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wipe, to clear away, to carry off, as a bird of prey does; to tear up the earth, as an infuriated bull. [Richardson 1885]
 to wipe; to carry off in passing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay essuyer; emporter en passant [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifaoka
nifaoka
hifaoka
mifaoha
Teny nalaina 

2012/08/01