Teny iditra mifaraingo (faraingo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mifeloka ny lohakeliny: Alaovy amin' ity vy mifaraingo ity [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be curved like a hook [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fandikana frantsay être en crochet [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31