Teny iditra mifarana (farana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana
¶ Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to terminate; to end up in a certain way [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être terminé, finir d'une certaine façon [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifarana
nifarana
hifarana
Ohatra 
1Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 30]
2Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. [Andraina: Mitaraina, takila 191]

Teny iditra mifarana (farana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy even, smooth, without inequalities. [Richardson 1885]

2012/08/01